Ry Mpanjifa Hajaina,

Représenté

Hilazana isika fa mikantona ny orinasa Hospiteq Ankadifotsy manomboka ny alakamisy 28 desambra 2023 hatraminy alarobia 03 janoary 2024.

Hanomboka handray anareo ampitsikiana indray izahay ny alakamisy 04 janoary 2024.

Mirary fety sambatra ao anatin’ny filaminana sy fahasalamana ho anareo izahay fianakavian’ny HOSPITEQ.