Ry Mpanjifa Hajaina,

Hilazana isika fa mikantona ny orinasa Hospiteq Ankadifotsy manomboka ny Alatsinainy 30 Desambra hatramin’ny Alahady 05 Janoary 2025. 

Hanomboka handray anareo ampitsikiana indray izahay ny Alatsinainy 06 janoary 2025.

Mirary fety sambatra ao anatin’ny filaminana sy fahasalamana ho anareo izahay fianakaviamben’i HOSPITEQ.

Commentaires fermés.